|
|
|
|

Teny iditra1 mitsikilo
Fototeny  2tsikilo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao ara-maso sy mihainohaino izay ataon' ny olona iray nefa tsy hitany: Mitsikilo izay rehetra ataonao anie Rangahy io ka mitandrema ianao.
5Mitily, mitaratra, mizaha taratra: Ianao, rahampitso, no hitsikilo ny fahavalo. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12