|
|
|
|
Teny iditra
1
mitsikiakia
Fototeny
2
tsikiakia
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mampihomehy, manao hatsikana, mamazivazy, misangisangy.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mitsikiakia
6
Ny lasa :
nitsikiakia
7
Ny hoavy :
hitsikiakia
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12