|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsetaka |
| Fototeny | 2tsetaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tafiditra, tafatsofoka lalina: Nitsetaka tao afovoan' ny mpianatra an-jatony Ibalita ka tsy hita.
5Miady, mifanentana tsara: Mitsetaka tsara amin' ny lohany ny satrony. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|