|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitselika |
| Fototeny | 2tselika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mailaka, kinga.
5Mandeha haingana: Mitselika Ikoto rehefa misy zavatra anirahana azy. 6Maka, mangalatra amim-pahamailahana: Nisy nitselika lahy ny lambako nihantona teto!. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|