|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 mitseky
Fototeny  2tseky
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4malahelo. [Tambahoaka] [1.78]
5mahantra, malahelo. [Bara] [1.78]

Teny iditra (2/3)6 mitseky
Sokajin-teny  7 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  8miahiahy, manahinahy. [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/3)9 mitseky
Sokajin-teny  10 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11manorisory , mitsetra. [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  12 kimitse, 13 mitseky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12