|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsefotra |
| Fototeny | 2tsefotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mipoaka kely: Nitsefotra ilay basy poleta fa efa nasiana tampim-peo.
5Mamoaka tampoka rivotra voangona. [1.1] |
| Ohatra |
6 Tsy mbola hitany izany basy mitsefotra na mamoaka rano izany na oviana na oviana.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|