|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsatsàka |
| Fototeny | 2tsatsàka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mamarana ny fitotoam-bary efa madiva ho fotsy; mamotsy ny vary.
5Enti-milaza hanina tsakoina ka toa heno tapaka miaraka amin' izay. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10manatsatsàka |
| Kamban-teny rehetra | 11mitsatsaka vary |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|