|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsatoka |
| Fototeny | 2tsatoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Milentika, miraikitra tsy ho afa-mihetsika: Mitsatoka tsara ve io andry io.
5Mijoro tsy mihetsika na mijaridina: Nitsatoka teo anoloako Rakoto ka taitra aho. 6Mijanona ela, miandry: Efa adiny iray aho izao no nitsatoka foana teto niandry azy. 7Mijanona ela tsy mitera-boka-tsoa: Nitsatoka tamin' ny soavaly, hono, ny volan-dry Dadabe taloha. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 mitsatoka, 14 mitsotaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|