|
|
|
|

Teny iditra1 mitsararàka
Fototeny  2tsaraka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza akanga maneno: Mihoraka ny sahona ary mitsararàka ny akanga. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
Voambolana  8 Feo 9 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02