|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsararàka |
| Fototeny | 2tsararàka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza akanga maneno: Mihoraka ny sahona ary mitsararàka ny akanga.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 8 Feo 9 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|