|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsaoka |
| Fototeny | 2tsaoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miondrika no sady mananty tanana ho mari-panajana, raha miarahaba na manao veloma olona hajaina: Vao tonga izy dia nitsaoka ny ray sy ny reniny.
5Maneho fanajana fatratra amin' ny fankatoavana ho Tompo Andriamanitra nahary tongotra aman-tanana: Raha vao tonga ireo Majy telo lahy, dia nitsaoka ilay Zazakely tao anaty tranon' omby. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 kamaitso, 12 kimaotsa, 13 masôkita, 14 matokisa, 15 matsioka, 16 mitosaka, 17 mitsakoa, 18 mitsaoka, 19 mitsoaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|