|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsangam-pe olona |
| Singan-teny | 2mitsangana, 3fe, 4olona |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6ilazana ny olona afa-baraka sy tsinontsinona, tsy misy hajany kely akory fa "mitsangana fa hoe olona" fotsiny.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|