|
|
|
|

Teny iditra1 mitsako dilana
Singan-teny  2mitsako, 3dilana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5manao fihetsehan' ny vava toa mitsako nefa tsy mihinana na inona na inona, tsy misy inona tsakoina; tsy misy hotsakoina fa ny dilana amin' ny vazana no tsakoina; ao anatin' ny fahoriana, ny fahasahiranana. [1.1]
Tovy hevitra  6mitsapodilana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12