|
|
|
|

Teny iditra1 mitsaha-jaza
Singan-teny  2mitsahatra, 3zaza
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mijanona tsy miteraka intsony noho ny fahalehibeazan'ny taona. [1.13]
6enti-milaza vehivavy mijanona tsy miteraka intsony. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7ménopause. [1.13]
Voambolana  8 Fahasalamana
Tovy hevitra  9mitsaha-potoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12