|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsaha-jaza |
| Singan-teny | 2mitsahatra, 3zaza |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5mijanona tsy miteraka intsony noho ny fahalehibeazan'ny taona.
[1.13] 6enti-milaza vehivavy mijanona tsy miteraka intsony. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7ménopause.
[1.13] |
| Voambolana | 8 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 9mitsaha-potoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|