|
|
|
|
Teny iditra
1
mitsaboaka
Fototeny
2
tsaboaka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Enti-milaza ny rano mamoaka feo rehefa anipazana na torahana vato.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mitsaboaka
6
Ny lasa :
nitsaboaka
7
Ny hoavy :
hitsaboaka
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12