|
|
|
|

Teny iditra1 mitrongy
Fototeny  2trongy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mihady amin' ny vava, toy ny fanaon' ny kisoa: Nisy lambo nitrongy ny tokotanintsika halina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to root like a pig. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6fouiller la terre avec le groin (porc). [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Voambolana  11 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  12omby mitrongy tany
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 mitringo, 15 mitrongy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02