|
|
|
|
Teny iditra
1
mitritratritra
Fototeny
2
tritra
tri
tra
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mipelipelika sy mitsambikimbikina manakotaba ny sasany.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mitritratritra
6
Ny lasa :
nitritratritra
7
Ny hoavy :
hitritratritra
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12