|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitrebona |
| Fototeny | 2trebona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza voan-javamaniry nambolena ka mitsimoka ary miseho mipoitra avy ao anaty tany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5bourgeonner, germer, paraître en poussant hors de terre.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 9 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Teny iditra (2/2) | 10 mitrebona |
| Fototeny | 11trebona |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
13Enti-milaza zava-marani-doha, toy ny lefona, mitsatoka amin' ny tany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14quelque chose de pointu qui s'enfonce; les pieds qui s'enfoncent dans la boue; la chose dans laquelle la lance, etc., s'enfonce; le bourbier dans lequel les pieds s'enfoncent.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|