|
|
|
|

Teny iditra1 mitrahotraho ny ranomaso
Singan-teny  2mitrahotraho, 3ranomaso
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo. [1.1]
Tovy hevitra  6manganohano ny ranomaso, mihandrohandro ny ranomaso

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12