|
|
|
|

Teny iditra1 mitovitovy
Fototeny  2tovitovy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4 Misy mariky ny trano anglisy nanao azy iny, ka tsy maintsy hatakalo basy hafa vita tany an-toeran-kafa mitovitovy aminy. [2.471]
5 Zokin' ialahy angamba izy io, fa mitovitovy tarehy ianareo roa lahy. [2.472]
Kamban-teny rehetra  6Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02