|
|
|
|
Teny iditra
1
mitovevy
Fototeny
2
tovevy
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mitongilana, mihilangilana, tsy marina, tsy miarina tsara.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mitovevy
6
Ny lasa :
nitovevy
7
Ny hoavy :
hitovevy
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12