|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitototra |
| Fototeny | 2tototra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavà na teny malagasy |
4Mirakotra..
[1.1] |
| Fanazavà na teny anglisy |
5to be covered; to be filled.
[1.7] |
| Fanazavà na teny frantsay |
6être comblé.
[1.3#736, 1.8] 7être couvert. [1.3#736] 8être rempli, couvert de terre, etc. [1.8] |
| Ohatra |
9 Eny, tsilo tsy eran' ny ainy, tsy afak' omby izaitratra ary raiketa mitototra bozaka alin-kisa no nananty ny faladian' ireo ka izay rehetra voatsatoka dia namonjy nisikotra ny azy aloha
[2.895#]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 16 mitotòtra |
| Fototeny | 17tot |
| Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavà na teny malagasy |
19Milefaka (hozatra).
[1.1] |
| Fanazavà na teny frantsay |
20Se détendre, se dit des nerfs, palpiter.
[1.3#736] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 24 mitototra, mitotòtra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|