|
|
|
|

Teny iditra1 mitotorebika
Singan-teny  2mitoto, 3rebika
Sokajin-teny  4 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  5Mandihy somary mitsinjaka falifaly; mandihy manipy sandry malefadefaka fa ny tongotra kosa mitoto, izay manao toy ny mively langorony, mitana ba, manamafy ny lamako. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12