|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitosy
Fototeny  2tosy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mikasika (amin' ny lalao kanety). [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Voambolana  9 Kilalao

Teny iditra (2/2)10 mitosy
Fototeny  11tosy
Sokajin-teny  12 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13Manao fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenam-pitia amin' ny olona ifampiresahana: Mitositosy amin-dreniny erỳ io zaza io. [1.1]
Haiendriteny 
14 Ny ankehitriny :
15 Ny lasa :
16 Ny hoavy :
17 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  18 miotsy, 19 misito, 20 mitosy, 21 sitimo, 22 tsimio

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12