|
|
|
|

Teny iditra1 mitory rongony
Singan-teny  2mitory, 3rongony
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5manasaratsaraka ny tsiratsiraky ny rongony hielakelaka hahazoana manohy azy ho kofehy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6extraire les fibres du chanvre. [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12