|
|
|
|

Teny iditra1 mitoritory ravina
Singan-teny  2mitoritory, 3ravina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza fanaovana dinidinika eo amin' ny raharaha lehibe mikasika ny fianakaviana; midinidinika raharaha amim-pifaliana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6Examiner à fond une affaire difficile.. [2.415#3278, 1.3#732]
7C' est comme si on séparait des feuilles. [2.415#3278]
8séparer des feuilles. [1.3#732]
Ohatra  9 ka dia avy mitoritory ravina amana mandinidinika [2.857]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12