|
|
|
|

Teny iditra1 mitoretra
Fototeny  2toretra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitangongo (ny voa vokatra tsara eny ambony hazo).
5Mikainkona, mifendrotra.
6Mikisinkisina, mitaredretra, milasilasy. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12