|
|
|
|

Teny iditra1 mitoreoreo
Fototeny  2toreoreo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4>Manao feo mitaraindraina, mampahonena: Mampalahelo izany vorondreo mitoreoreo any ambony any izany. [1.1#734]
Ohatra  5 mitoreoreo sy mampihetsi-po hafahafa ny feo avoaky ny zavamaneno [2.470#72]
6 Ny hira mitoreoreo sy mitaraindraina, ny tiona gregoriana, dia tsy azon' ny Malagasy [2.436#83]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12