|
|
|
|

Teny iditra1 mitôra
Sokajin-teny  2 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3mandroaka amin'ny fonenana. [Bezanozano] [1.78]
4mandroaka, manesy. [Tanala] [1.78]

Fivaditsoratra  5 marito, 6 Maroty, 7 matory, 8 miotra, 9 mirota, 10 mitôra, 11 mitroa, 12 tarimo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12