|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitontohitra |
| Fototeny | 2tontohitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitohy, misesy tsy mitsahatra: Mitontohitra ny asanareo eto izany!.
5Mifandimby tsy an-kijanona: Rehefa tsena ny andro, mitontohitra ny olona miditra ao an-tsena. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Continuer régulièrement, se succéder, arriver sans cesse: Mitontohitra ny asantsika (Notre travail continue tous les jours) ~ Mitontohitra ny olona mankany an-tsena (Les gens qui vont au marché se succèdent sans cesse).
[1.3#729] |
| Ohatra |
7 Tamin' ny taon-jato faha-13 dia nisy Eoropeana natao hoe Mareo Polo niverina avy any Shina nilaza fa misy volamena sy landy mitontohitra any Atsinanana any.
[2.113#]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|