|
|
|
|

Teny iditra1 mitompo
Fototeny  2tompo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mikiry amin' ny heviny. [1.1]
Ohatra  5 Ny firenena sasany angamba, indrindra ny Tandrefana toa mitompo loatra amin' ilay safidy amam-piniavana izakany ny tenany; [2.296#]
6 Sarotra no mitompo teny fantatra hoe iza amin'ireo fanafody amboarina ao an-trano no tena mandaitra ary iza no tsy mandaitra. [2.424#]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11mitompo teny fantatra
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02