|
|
|
|

Teny iditra1 mitolaka
Fototeny  2tolaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mihodina (amin' ny lahin-tsaviliny) mivoha: Amboary io varavarana io fa mitolaka foana tsy mety mamoha.
5Tailana, mivilana, mivaona: Mitolaka izany tohatra izany ha handratra. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9 maty loka, 10 milotaka, 11 mitakalo, 12 mitolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12