|
|
|
|
Teny iditra
1
mitokalo
Fototeny
2
to
ka
lo
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Mitaraindraina, mangataka amim-pitambezoana, mitaky tsy an-kijanona.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mitokalo
6
Ny lasa :
nitokalo
7
Ny hoavy :
hitokalo
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12