|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 mitoka-
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe mitokana

Teny iditra (2/3)3 mitoka
Fototeny  4toka
Sokajin-teny  5 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6Mirary hahery na manozona ho resy. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)11 mitoka
Sokajin-teny  12 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13miantso (tokave), mihoby. [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  14 kamoty, 15 matoky, 16 mitako, 17 mitoka, 18 motaky, 19 motika, 20 tomika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12