|
|
|
|

Teny iditra1 mitofendro
Fototeny  2tofendro
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miketrona, mifararemotra toy ny hitomany: Nitofendro aoka izany ny endriny ka tsy sahy nijery azy aho. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12