|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitobatoba |
| Fototeny | 2tobatoba |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mikobana: Nisy nitobatoba ny rano ka tsy mbola azo sotroina ilay izy.
5Mandanilany foana: Ny zaza maditra no mitobatoba ny harena navelan-dray aman-dreniny. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|