|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitoa |
| Fototeny | 2 toa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 [Antambahoaka] mihady, miongy
[1.78] 5 [Bara] mihady [1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 6 mitoa |
| Sokajin-teny | 7 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 [Tanosy] mitsahatra
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 9 atimo, 10 maito, 11 maoty, 12 Matio, 13 matoy, 14 miato, 15 miota, 16 mitao, mitoa, 17 moita, 18 tamio, 19 tamoy, 20 taomy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|