|
|
|
|
Teny iditra
1
mititìtra
Fototeny
2
tititra
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Midridroka (fiteny amin' ny gorodona voahitsaka).
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
mitititra
6
Ny lasa :
nitititra
7
Ny hoavy :
hitititra
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12