|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mititiky
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antambahoaka+Tanala] mitendry zavamaneno, lokanga, ets. [1.78]

Teny iditra (2/2)4  mititiky
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6 [Bara] manozona, mively rano [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04