|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitikitiky |
| Fototeny | 2tikitiky |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mipaipaika na mipipika (fiteny amin' ny famantaranandro): Maty angamba ity famantaranandro ity fa tsy henoko mitikitiky.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|