|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitehika |
| Fototeny | 2tehika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mikasika: Tsy mitehi-tany mihitsy ny tongotra indraindray ao anaty fiarambahoaka.
5Miankina: Ataovy mitehika amin' ny rindrina ny tohatra. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 mitehaky, 11 mitehika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|