|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitavy |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antambahoaka] manao tavy na tanimbary ala
[1.78] 4 [Antesaka] mikapa ala hambolem-bary [1.78] 5 [Bara] mikapa hazo hanaovana tanimbary na tavy [1.78] 6 [Tanala] mikapa hazo na ala: Laha hamboly vary anareo k'aja mitavy koa fa mañose (aza mikapa hazo intsony ianareo raha hamboly vary fa hoseo ny tanimbary) [1.78] 7 mibara, mikapa, mitevy ala velona na savoka [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 défricher
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|