|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitataka
Fototeny  2tataka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Vaky na rovitra eo amin' ny zaitrany.
5Misy loaka na banga fandehanan' ny rano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be slit open. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7avoir une fente. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)11 mitatàka
Fototeny  12tataka
Sokajin-teny  13 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14Mipaipaika. [1.1]

Fivaditsoratra  15 Makatita, 16 mitataka, mitatàka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03