|
|
|
|

Teny iditra1 mitapitapy
Fototeny  2tapitapy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Tonga miatoato, tsy indray migorodana fa tsirairay ary misy elanelany ny eo aloha sy ny ao afara: Mitapitapy ny fiavin' ny orana tato ho ato. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12