|
|
|
|

Teny iditra1 mitanin' andro
Sokajin-teny  2 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3jereo mitanina andro. [0]
Ohatra  4 Ny omby no avoakany maraindraina tsy mbola afa-dranonando, ary dia eny amin' ny trano bongo fialofan' ny mpampita lakana izy no mitaninandro sy mitango resaka. [2.470#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12