|
|
|
|

Teny iditra1 mitangirika
Fototeny  2tangirika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Loaka, misy hirika amin' ny vody rindrina na amin' ny fefiloha: Nantsoina ny fokonolona fa nitangirika ny fefiloha. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12