|
|
|
|

Teny iditra1 mitanatana
Fototeny  2tanatana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Misokatra tanteraka (filaza amin' ny varavarana, vava, lavaka): Ny masony nivontirika, ny vavany nitanatana. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  8mitanatana vava
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 matitanana, Matitanana, 11 mitanatana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02