|
|
|
|

Teny iditra1 mitambelona
Fototeny  2tambelona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mody miaina rehefa avy torana: Efa nitambelona ve ilay ankizy safotra anikeheo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to come to, to regain consciousness. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6reprendre connaissance; revenir à la vie. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Voambolana  10 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12