|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitalaho |
| Fototeny | 2talaho |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mangataka arahim-piangaviana fatratra, mangataka mafy, miambezo, mitampesona: Nitalaho tamiko izy mba horaisiko ny zanany.
5Mangata-pitahiana amin-Janahary ho ana marery, olona' ndeha hivahiny...: Mitalaho aminao izahay, ry Tompo, mba sitrano ny zanakay. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to entreat, to beg earnestly.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7prier, supplier.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 Hamolita, 13 mitalaho, 14 motalahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|